bible.software › Bokin'i Ezra › Bokin'i Ezra 5 › Bokin'i Ezra 5:10
Bokin'i Ezra 5:10
Nanontany ny anarany avy koa izahay mba hampahafantarinay anao sy hosoratanay ny anaran’ ny olona izay lohany;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
We asked their names also, to certify thee, that we might write the names of the men that were the chief of them.
In Context
9Dia nanontany ireo loholona ireo izahay nanao hoe: Iza no nandidy anareo hanao io trano io sy hanangana io manda io?
11ka izao no teny navaliny anay: Izahay dia mpanompon’ Andriamanitry ny lanitra sy ny tany ka manamboatra ny trano izay efa vita ela, fa ny mpanjaka lehibe anankiray tamin’ ny Isiraely no nanao sy nahavita azy.
Read all of Bokin'i Ezra 5
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezra 5:10