bible.software › Bokin'i Ezra › Bokin'i Ezra 6 › Bokin'i Ezra 6:7
Bokin'i Ezra 6:7
Aza misakana ny fanaovana io tranon’ Andriamanitra io; aoka ny mpanapaka ny Jiosy sy ny loholon’ ny Jiosy hanao io tranon’ Andriamanitra io eo amin’ ilay efa niorenany ihany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Let the work of this house of God alone; let the governor of the Jews and the elders of the Jews build this house of God in his place.
In Context
6Koa amin’ izany, ry Tatenay, governora any an-dafin’ ny ony, sy ry Setara-bozenay mbamin’ ny Afarsakita namanareo, izay any an-dafin’ ny ony, mihataha ianareo.
8Ary izaho manao didy ny amin’ ny hataonareo amin’ ny loholon’ ireo Jiosy ireo hanaovany izany tranon’ Andriamanitra izany: aoka ny haren’ ny mpanjaka, dia ny hetra avy amin’ ny any an-dafin’ ny ony, no handoavana marina izay lany ho an’ ireo lehilahy ireo, mba tsy ho azon-tsampona izy.
Read all of Bokin'i Ezra 6
Cross References
Acts 5:38Ary ankehitriny dia lazaiko aminareo: Mandefera amin’ ireo olona ireo, ka avelao ihany izy; fa raha avy amin’ olona izao saina na asa izao, dia ho foana;
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezra 6:7