Bokin'i Ezra 8:11
Zakaria, zanak’ i Bebay, avy tamin’ ny taranak’ i Bebay, mbamin’ ny namany valo amby roa-polo lahy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And of the sons of Bebai; Zechariah the son of Bebai, and with him twenty and eight males.
In Context
10ny zanak’ i Josifia, avy tamin’ ny taranak’ i Selomita, mbamin’ ny namany enim-polo amby zato lahy;
12Johanana, zanak’ i Hakatana, avy tamin’ ny taranak’ i Azgada, mbamin’ ny namany folo amby zato lahy;
Cross References
Ezra 2:11ny taranak’ i Bebay dia telo amby roa-polo amby enin-jato;
Nehemiah 7:16ny taranak’ i Bebay dia valo amby roa-polo amby enin-jato;