The Bible Software
bible.software › Bokin'i Ezra › Bokin'i Ezra 8 › Bokin'i Ezra 8:19

Bokin'i Ezra 8:19

ary Hasabia sy Jesaia, avy tamin’ ny taranak’ i Merary, mbamin’ ny rahalahiny ary ny zanany roa-polo lahy;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Hashabiah, and with him Jeshaiah of the sons of Merari, his brethren and their sons, twenty;

In Context

18Ary araka ny soa nataon’ ny tànan’ Andriamanitray taminay no nitondrany olon-kendry anankiray ho any aminay avy tamin’ ny taranak’ i Maly, zanak’ i Levy, zanak’ Isiraely, ary Serebia, sy ny zanany mbamin’ ny rahalahiny, valo ambin’ ny folo lahy,

20ary avy tamin’ ny Netinima, izay notendren’ i Davida sy ny mpanapaka hanompo ny Levita, dia roa-polo amby roan-jato lahy; notononina anarana avokoa ireo.

Read all of Bokin'i Ezra 8

Cross References

1 Chronicles 6:1Ny zanakalahin’ i Levy dia Gersona sy Kehata ary Merary.

1 Chronicles 6:19zanakalahin’ i Elkana, zanakalahin’ i Jerohama, zanakalahin’ i Eliala, zanakalahin’ i Toa.

Nehemiah 10:11ary ny rahalahin’ ireo dia Sebania, Hodia, Kelita, Pelaia, Hanana,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Ezra 8:19

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Ezra 8:18Bokin'i Ezra 8Bokin'i Ezra 8:20 →