bible.software › Bokin'i Ezra › Bokin'i Ezra 8 › Bokin'i Ezra 8:24
Bokin'i Ezra 8:24
Ary nanokana roa ambin’ ny folo lahy tamin’ ny lohan’ ny mpisorona aho, dia Serebia sy Hasabia ary rahalahiny folo lahy ho namany,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then I separated twelve of the chief of the priests, Sherebiah, Hashabiah, and ten of their brethren with them,
In Context
23Ary nifady hanina izahay ka nangataka izany tamin’ Andriamanitray, dia nihaino anay Izy.
25ka nolanjaiko ny volafotsy sy ny volamena horaisiny mbamin’ ny fanaka, dia ny fanatitra ho ao an-tranon’ Andriamanitray, izay efa naterin’ ny mpanjaka sy ireo mpanolotsainy sy ireo mpanapaka ary ny Isiraely rehetra izay vory teo;
Read all of Bokin'i Ezra 8
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezra 8:24