bible.software › Bokin'i Ezra › Bokin'i Ezra 8 › Bokin'i Ezra 8:27
Bokin'i Ezra 8:27
sy kapoaka volamena misarona roa-polo, lanjan’ ny darika arivo, ary fanaka varahina roa manganohano, tsara toy ny volamena.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Also twenty basons of gold, of a thousand drams; and two vessels of fine copper, precious as gold.
In Context
26eny, nolanjaiko hatolotra azy ny talenta volafotsy dimam-polo amby enin-jato sy fanaka volafotsy, lanjan’ ny talenta zato, ary talenta volamena zato
28Ary hoy izaho taminy: Hianareo dia masìna ho an’ i Jehovah, sady masìna koa ny fanaka; ary ny volafotsy sy ny volamena dia fanati-tsitrapo ho an’ i Jehovah, Andriamanitry ny razanareo.
Read all of Bokin'i Ezra 8
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezra 8:27