bible.software › Bokin'i Ezra › Bokin'i Ezra 8 › Bokin'i Ezra 8:3
Bokin'i Ezra 8:3
Zakaria, avy tamin’ ny taranak’ i Sekania (avy tamin’ ny zanak’ i Parosy), mbamin’ ny namany dimam-polo amby zato lahy voasoratra araka ny firazanany;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of the sons of Shechaniah, of the sons of Pharosh; Zechariah: and with him were reckoned by genealogy of the males an hundred and fifty.
In Context
2Gersoma, avy tamin’ ny taranak’ i Finehasa; Daniela, avy tamin’ ny taranak’ Itamara; Hatosy, avy tamin’ ny taranak’ i Davida;
4Elihoenay, zanak’ i Zerahia, avy tamin’ ny taranak’ i Pahata-moaba, mbamin’ ny namany roan-jato lahy;
Read all of Bokin'i Ezra 8
Cross References
Ezra 2:3Ny taranak’ i Parosy dia roa amby fito-polo amby zato sy roa arivo;
Nehemiah 10:14Hodia, Bany Benino.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezra 8:3