bible.software › Bokin'i Ezra › Bokin'i Ezra 8 › Bokin'i Ezra 8:32
Bokin'i Ezra 8:32
Ary nony tonga tany Jerosalema izahay, dia nijanona hateloana aloha.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And we came to Jerusalem, and abode there three days.
In Context
31Dia niala teo amin’ ny ony Ahava izahay tamin’ ny andro faharoa ambin’ ny folo tamin’ ny volana voalohany mba hankany Jerosalema; ary ny tànan’ Andriamanitray nomba anay, ka Izy no namonjy anay tamin’ ny tanan’ ny fahavalo sy ny mpanotrika teny an-dalana.
33Ary tamin’ ny andro fahefatra no nandanjana ny volafotsy sy ny volamena ary ny fanaka ho eo an-tànan’ i Meremota, zanak’ i Oria mpisorona, tao an-tranon’ Andriamanitray; ary teo aminy koa Eleazara, zanak’ i Finehasa; ary teo amin’ izy roa lahy koa Jozabada, zanak’ i Jesoa, sy Noadia, zanak’ i Binoy; Levita izy roa lahy ireo;
Read all of Bokin'i Ezra 8
Cross References
Ezra 7:8Ary tonga tany Jerosalema Ezra tamin’ ny volana fahadimy tamin’ ny taona fahafito nanjakan’ ny mpanjaka.
Nehemiah 2:11Dia tonga tany Jerosalema aho ka nitoetra tany hateloana.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezra 8:32