Bokin'i Ezra 8:4
Elihoenay, zanak’ i Zerahia, avy tamin’ ny taranak’ i Pahata-moaba, mbamin’ ny namany roan-jato lahy;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of the sons of Pahath-moab; Elihoenai the son of Zerahiah, and with him two hundred males.
In Context
5ny zanak’ i Jahaziela, avy tamin’ ny taranak’ i Sekania, mbamin’ ny namany telon-jato lahy;
Cross References
Ezra 10:30ary ny avy tamin’ ny taranak’ i Pahata-moaba dia Adna sy Kelala sy Benaia sy Mahaseia sy Matania sy Bezalila sy Binoy ary Manase;
Nehemiah 10:14Hodia, Bany Benino.