Bokin'i Ezra 8:6
Ebeda, zanak’ i Jonatana, avy tamin’ ny taranak’ i Adina, mbamin’ ny namany dimam-polo lahy;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of the sons also of Adin; Ebed the son of Jonathan, and with him fifty males.
In Context
5ny zanak’ i Jahaziela, avy tamin’ ny taranak’ i Sekania, mbamin’ ny namany telon-jato lahy;
7Jesaia, zanak’ i Atalia, avy tamin’ ny taranak’ i Elama, mbamin’ ny namany fito-polo lahy;
Cross References
Nehemiah 7:20ny taranak’ i Adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato;