Bokin'i Ezra 8:9
Obadia, zanak’ i Jehiela, avy tamin’ ny taranak’ i Joaba, mbamin’ ny namany valo ambin’ ny folo amby roan-jato lahy;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of the sons of Joab; Obadiah the son of Jehiel, and with him two hundred and eighteen males.
In Context
8Zebadia, zanak’ i Mikaela, avy tamin’ ny taranak’ i Sefatia, mbamin’ ny namany valo-polo lahy;
10ny zanak’ i Josifia, avy tamin’ ny taranak’ i Selomita, mbamin’ ny namany enim-polo amby zato lahy;
Cross References
Ezra 2:6ny taranak’ i Pahatamoaba, avy tamin’ ny zanak’ i Jesoa sy Joaba, dia roa ambin’ ny folo amby valon-jato sy roa arivo;