bible.software › Epistily ho an'ny Galatiana › Epistily ho an'ny Galatiana 1 › Epistily ho an'ny Galatiana 1:17
Epistily ho an'ny Galatiana 1:17
ary tsy niakatra tany Jerosalema ho any amin’ izay Apostoly talohako aho, fa lasa nankany Arabia, dia niverina ho any Damaskosy indray.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Neither went I up to Jerusalem to them which were apostles before me; but I went into Arabia, and returned again unto Damascus.
In Context
16ny nampiseho ny Zanany tato anatiko, mba hitoriako Azy any amin’ ny jentilisa, niaraka tamin’ izay dia tsy naka saina tamin’ ny nofo aman-drà aho,
18Ary rehefa afaka telo taona, dia niakatra tany Jerosalema hamangy an’ i Kefasy aho ka nitoetra tao aminy dimy ambin’ ny folo andro.
Read all of Epistily ho an'ny Galatiana 1
Cross References
2 Corinthians 11:32Tany Damaskosy ny governora notendren’ i Areta mpanjaka dia nampiambina ny tanàna Damaskosy mba hisambotra ahy;
This Verse In Other Editions
Study Epistily ho an'ny Galatiana 1:17