Epistily ho an'ny Galatiana 3:9
ka dia izay amin’ ny finoana notahina mbamin’ i Abrahama mpino.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So then they which be of faith are blessed with faithful Abraham.
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Galatiana 3
Cross References
Romans 4:11Ary ny famorana, izay famantarana, dia noraisiny ho tombo-kasen’ ny fahamarinana amin’ ny finoana izay nananany fony izy tsy mbola voafora, mba ho rain’ ny olona rehetra izay mino izy, na dia ny tsy voafora aza, mba hisaina ho an’ ireny ny fahamarinana,
Romans 4:24fa ho antsika izay hanisana izany koa, dia isika izay mino Ilay nanangana an’ i Jesosy Tompontsika tamin’ ny maty,
Galatians 3:14mba ho tonga amin’ ny jentilisa ny fitahiana an’ i Abrahama ao amin’ i Kristy Jesosy, ary mba horaisintsika amin’ ny finoana ny teny fikasana ny amin’ ny Fanahy.
Galatians 4:28Fa isika, ry rahalahy, dia zanaky ny teny fikasana tahaka an’ isaka.