Epistily ho an'ny Galatiana 4:13
nefa fantatrareo fa noho ny fahalemen’ ny nofo no nitoriako ny filazantsara taminareo tamin’ ilay voalohany;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Ye know how through infirmity of the flesh I preached the gospel unto you at the first.
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Galatiana 4
Cross References
Leviticus 13:40Ary ny amin’ ny lehilahy mihintsam-bolon-doha, dia sola ihany izy ka madio.
1 Corinthians 2:3ary izaho, raha tany aminareo, dia azon’ ny fahalemena sy ny fahatahorana ary ny fangovitana be;
2 Corinthians 11:6Fa na dia olona tsy nampianarina laha-teny aza aho, dia tsy mba tahaka izany amin’ ny fahalalana; fa tamin’ ny zavatra rehetra dia efa nasehonay marimarina tamin’ ny olona rehetra izany hahasoa anareo.
2 Corinthians 12:7Ary fandrao hirehareha noho ny habetsaky ny fanambarana aho, dia nasiana tsilo tamin’ ny nofo, dia irak’ i Satana hamely ahy, fandrao hirehareha aho.
Galatians 1:6Gaga aho, raha mifindra faingana toy izao ianareo hiala amin’ izay efa niantso anareo tamin’ ny fahasoavan’ i Kristy ho amin’ ny filazantsara hafa,