Epistily ho an'ny Galatiana 5:11
Fa izaho, ry rahalahy, raha mbola mitory ny famorana ihany, nahoana aho no mbola enjehina? Dia afaka tokoa ny fahatafintohinana noho ny hazo fijaliana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
12Enga anie ka hiesotra aza izay mampitabataba anareo.
Read all of Epistily ho an'ny Galatiana 5
Cross References
Acts 16:3Koa tian’ i Paoly ho entiny miaraka aminy izy; dia nalainy izy ka noforany noho ny Jiosy tany amin’ izany tany izany, satria fantatr’ izy rehetra fa jentilisa rainy.
Acts 21:28ka dia niantso hoe: Avia, ry lehilahy Isiraely, fa io no lehilahy mampianatra ny olona rehetra ombieniombieny manohitra ny olona Isiraely sy ny lalàna sy ity fitoerana ity, sady nampiditra jentilisa teo an-kianjan’ ny tempoly izy ka nandoto ity fitoerana masìna.
Acts 23:13Ary tsy omby efa-polo no niray tetika nanao izany.
1 Corinthians 1:18Fa ny teny ny amin’ ny hazo fijaliana dia fahadalana amin’ izay ho very, fa herin’ Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena.
1 Corinthians 15:30Ary nahoana izahay no manao vy very ny ainay mandrakariva?
Galatians 2:3Kanefa na dia Titosy izay niaraka tamiko aza, dia tsy mba noterena hoforana, na dia Grika aza izy,