Epistily ho an'ny Galatiana 5:23
fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Meekness, temperance: against such there is no law.
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Galatiana 5
Cross References
Acts 24:25Ary raha nitory ny amin’ ny fahamarinana sy ny fahononana ary ny fitsarana ho avy izy, dia raiki-tahotra Feliksa ka namaly hoe: Mandehana angaloha; fa raha malalaka, dia hampaka anao indray aho.
1 Timothy 1:9ka fantany fa tsy ny olona marina no nanaovana ny lalàna, fa ny mpandika lalàna sy ny maditra, dia ny tsy matahotra an’ Andriamanitra sy ny mpanota, ny olona tsy manaja izay masìna sy ny olona vetaveta, ny mpamono ray sy ny mpamono reny, ny mpamono olona,
Titus 2:2ny lehilahy anti-panahy anaro hahonon-tena, ho maotona, ho hendry, hatanjaka amin’ ny finoana, amin’ ny fitiavana, amin’ ny faharetana.