Bokin'ny Genesisy 1:14
Ary Andriamanitra nanao hoe: Misia fahazavana eny amin’ ny habakabaky ny lanitra hampisaraka ny andro sy ny alina; ary aoka ho famantarana sy ho fotoana ary ho andro sy taona ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
13Dia nisy hariva, ary nisy maraina, andro fahatelo izany.
Read all of Bokin'ny Genesisy 1
Cross References
Genesis 9:13Ny avako efa napetrako eo amin’ ny rahona ho famantarana ny fanekena ho amiko sy ho amin’ ny tany.
Job 3:9Aoka ho maizina ny kintan’ ny marainany; Aoka hiandry ny mazava izy, nefa tsy hisy, ary aoka tsy ho faly mahita ny hodimason’ ny maraina izy,
Job 25:5Indro, ny volana aza tsy mangarangarana, ary ny kintana aza tsy madio eo imasony;
Job 38:31Mahavona ny kofehin’ ny Ikotokelimiadilaona va ianao, ary mahavaha ny Telonohorefy?
Psalms 8:4Raha jereko ny lanitrao, izay asan’ ny rantsan-tananao, sy ny volana aman-kintana, izay noforoninao,
Psalms 74:16Anao ny andro, Anao koa ny alina; Hianao namboatra ny fanazavana, indrindra fa ny masoandro.