Bokin'ny Genesisy 1:18
sy ho mpanapaka ny andro sy ny alina, ary hampisaraka ny mazava sy ny maizina. Ary hitan’ Andriamanitra fa tsara izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
17Ary Andriamanitra nametraka azy teny amin’ ny habakabaky ny lanitra hanazava eny ambonin’ ny tany,
19Dia nisy hariva, ary nisy maraina, andro fahefatra izany.
Read all of Bokin'ny Genesisy 1
Cross References
Jeremiah 31:35Izao no lazain’ i Jehovah, Izay manome ny masoandro ho fahazavana amin’ ny antoandro ary ny filahatry ny volana sy ny kintana ho fahazavana amin’ ny alina, Izay mampanonja ny ranomasina, ka dia mirohondrohona ny onjany, Jehovah, Tompon’ ny maro, no anarany: