Bokin'ny Genesisy 1:4
Ary hitan’ Andriamanitra fa tsara ny mazava; ary nampisarahin’ Andriamanitra ny mazava sy ny maizina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And God saw the light, that it was good: and God divided the light from the darkness.
In Context
3Ary Andriamanitra nanao hoe: Misia mazava; dia nisy mazava.
Read all of Bokin'ny Genesisy 1
Cross References
Genesis 1:10Ary Andriamanitra nanao ny maina hoe tany; ary ny rano tafangona nataony hoe ranomasina. Ary hitan’ Andriamanitra fa tsara izany.
Genesis 1:18sy ho mpanapaka ny andro sy ny alina, ary hampisaraka ny mazava sy ny maizina. Ary hitan’ Andriamanitra fa tsara izany.
Genesis 1:31Ary hitan’ Andriamanitra izay rehetra nataony, ary, indro, tsara indrindra izany. Dia nisy hariva, ary nisy maraina, andro fahenina izany.
Ecclesiastes 11:7Mamy tokoa ny mazava, ary mahafinaritra ny maso ny mijery ny masoandro;