Bokin'ny Genesisy 1:8
Ary Andriamanitra nanao ny habakabaka hoe lanitra. Dia nisy hariva, ary nisy maraina, andro faharoa izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And God called the firmament Heaven. And the evening and the morning were the second day.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 1
Cross References
Genesis 1:5Ary Andriamanitra nanao ny mazava hoe andro; ary ny maizina nataony hoe alina. Dia nisy hariva, ary nisy maraina, andro voalohany izany.
Genesis 1:13Dia nisy hariva, ary nisy maraina, andro fahatelo izany.
Genesis 1:23Dia nisy fa hariva, ary nisy maraina, andro fahadimy izany.
Genesis 5:2lahy sy vavy no namoronany azy; dia nitahy azy Izy ka nanao ny anarany hoe Adama tamin’ ny andro namoronany azy.
Zechariah 12:1Teny faminaniana avy tamin’ i Jehovah ny amin’ ny Isiraely. Hoy Jehovah, Izay mamelatra ny lanitra sy manao ny fanorenan’ ny tany ary mamorona ny fanahin’ ny olona ao anatiny: