Bokin'ny Genesisy 10:11
Ary nivoaka avy tamin’ izany tany izany izy ka nankany Asyria, dia nanorina an’ i Ninive mbamin’ i Rehobot-ira sy Kala
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Out of that land went forth Asshur, and builded Nineveh, and the city Rehoboth, and Calah,
In Context
10Ary ny niandohan’ ny fanjakany dia Babela sy Ereka sy Akada ary Kalne tany amin’ ny tany Sinara.
12ary Resena teo anelanelan’ i Ninive sy Kala, dia ilay tanàna lehibe izany.
Read all of Bokin'ny Genesisy 10
Cross References
Numbers 24:22Kanefa ho ringana Kaina, alohan’ ny hamaboan’ i Asyra anao.
2 Kings 19:36Dia niainga Sankeriba, mpanjakan’ i Asyria, ka lasa nody ary nitoetra tany Ninive.
Psalms 83:8Ny Gebalita sy ny Amonita ary ny Amalekita, ny Filistina mbamin’ ny mponina any Tyro.
Ezekiel 27:23Harana sy Kane ary Edena sy mpandranto avy any Sheba sy Asyria ary Kilmada no mpandranto nankany aminao.
Hosea 14:3Mitondrà teny ianareo, eny, miverena amin’ i Jehovah, ka manaova aminy hoe: Mamelà ny heloka rehetra, ary raiso izay tsara, ka dia haterinay ho fanatitra ny molotray.
Jonah 3:1Ary tonga fanindroany tamin’ i Jona ny tenin’ i Jehovah nanao hoe: