Bokin'ny Genesisy 10:16
ary ny Jebosita, sy ny Amorita sy ny Girgasita
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the Jebusite, and the Amorite, and the Girgasite,
In Context
15Ary Kanana niteraka an’ i Sidona lahimatoany sy Heta,
17sy ny Hivita sy ny Arkita sy ny Sinita
Read all of Bokin'ny Genesisy 10
Cross References
Judges 1:21Ary ny taranak’ i Benjamina tsy nandroaka ny Jebosita, izay mponina any Jerosalema; fa ny Jebosita dia miara-monina amin’ ny taranak’ i Benjamina any Jerosalema ihany mandraka androany.
Zechariah 9:7Hesoriko eny am-bavany ny ràny, Sy ny fahavetavetany tsy ho eny anelanelan’ ny nifiny; Ary izy koa ho sisa ho an’ Andriamanitsika Sy ho toy ny lohany amin’ ny firenen’ i Joda, Ary Ekrona ho toy ny Jebosita.