bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 10 › Bokin'ny Genesisy 10:20
Bokin'ny Genesisy 10:20
Ireo no zanak’ i Hama, araka ny mpianakaviny, araka ny fiteniny, amin’ ny taniny, amin’ ny fireneny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
These are the sons of Ham, after their families, after their tongues, in their countries, and in their nations.
In Context
19Ary ny fari-tanin’ ny Kananita dia hatrany Sidona ka hatrany Gaza ao akaikin’ i Gerara, ka hatrany Lesa ao akaikin’ i Sodoma sy Gomora sy Adma ary Zeboïma.
21Dia niteraka koa Sema, rain’ ny zanak’ i Ebera rehetra rahalahin’ i Jafeta, izay zokiny.
Read all of Bokin'ny Genesisy 10
Cross References
Genesis 11:1Ary ny tany rehetra dia iray fanononana sy iray fiteny.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 10:20