The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 10 › Bokin'ny Genesisy 10:24

Bokin'ny Genesisy 10:24

Ary Arpaksada niteraka an’ i Sela; ary Sela niteraka an’ i Ebera.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Arphaxad begat Salah; and Salah begat Eber.

In Context

23Ary ny zanakalahin’ i Arama dia Oza sy Hola sy Gatera ary Masy.

25Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran’ ny iray natao hoe Palega, satria tamin’ ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran’ ny rahalahiny.

Read all of Bokin'ny Genesisy 10

Cross References

Genesis 11:12Ary rehefa dimy amby telo-polo taona ny andro niainan’ i Arpaksada, dia niteraka an’ i Sela izy.

Luke 3:35zanak’ i Seroga, zanak’ i Reo, zanak’ i Palega, zanak’ i Ebera, zanak’ i Sela,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 10:24

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 10:23Bokin'ny Genesisy 10Bokin'ny Genesisy 10:25 →