Bokin'ny Genesisy 10:6
Ary ny zanakalahin’ i Hama dia Kosy sy Mizraima sy Pota ary Kanana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sons of Ham; Cush, and Mizraim, and Phut, and Canaan.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 10
Cross References
Genesis 5:32Ary rehefa diman-jato taona Noa, dia niteraka an’ i Sema sy Hama ary Jafeta izy.
Genesis 9:22Ary hitan’ i Hama, rain’ i Kanana ny fitanjahan’ ny rainy, dia nambarany tamin’ ny rahalahiny roa lahy teo ivelany.
1 Chronicles 4:40Ary nahita ahitra maitso sady tsara izy, ary malalaka ny tany sady nandry fahizay; nefa ny taranak’ i Hama no nonina tany taloha.
Psalms 105:23Ary Isiraely nankany Egypta; Eny, Jakoba nivahiny tany amin’ ny tanin’ i Hama.
Psalms 106:22Dia fahagagana tany amin’ ny tanin’ i Hama sy zava-mahatahotra teo amin’ ny Ranomasina Mena.
Jeremiah 46:9Miakara, ianareo soavaly, ary miriota toy ny adala, ianareo kalesy; Ary aoka hivoaka ny lehilahy mahery, dia ny Etiopiana sy ny Libyana, izay mitana ampinga, ary ny Lydiana, izay mitana sy manenjana tsipìka.