bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 11 › Bokin'ny Genesisy 11:12
Bokin'ny Genesisy 11:12
Ary rehefa dimy amby telo-polo taona ny andro niainan’ i Arpaksada, dia niteraka an’ i Sela izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Arphaxad lived five and thirty years, and begat Salah:
In Context
11Ary ny andro niainan’ i Sema taorian’ ny niterahany an’ i Arpaksada dia diman-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
13Ary ny andro niainan’ i Arpaksada taorian’ ny niterahany an’ i Sela dia telo amby efa-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 11
Cross References
1 Chronicles 1:18Ary Arpaksada niteraka an’ i Sela; ary Sela niteraka an’ i Ebera.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 11:12