Bokin'ny Genesisy 11:15
Ary ny andro niainan’ i Sela taorian’ ny niterahany an’ i Ebera dia telo amby efa-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Salah lived after he begat Eber four hundred and three years, and begat sons and daughters.
In Context
14Ary rehefa telo-polo taona ny andro niainan’ i Sela, dia niteraka an’ i Ebera izy.
16Ary rehefa efatra amby telo-polo taona ny andro niainan’ i Ebera, dia niteraka an’ i Palega izy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 11