Bokin'ny Genesisy 11:19
Ary ny andro niainan’ i Palega taorian’ ny niterahany an-dReo dia sivy amby roan-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Peleg lived after he begat Reu two hundred and nine years, and begat sons and daughters.
In Context
18Ary rehefa telo-polo taona ny andro niainan’ i Palega, dia niteraka an-dReo izy,
20Ary rehefa roa amby telo-polo, taona ny andro niainan-dReo, dia niteraka an’ i Seroga izy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 11