bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 11 › Bokin'ny Genesisy 11:20
Bokin'ny Genesisy 11:20
Ary rehefa roa amby telo-polo, taona ny andro niainan-dReo, dia niteraka an’ i Seroga izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Reu lived two and thirty years, and begat Serug:
In Context
19Ary ny andro niainan’ i Palega taorian’ ny niterahany an-dReo dia sivy amby roan-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
21Ary ny andro niainan-dReo taorian’ ny niterahany an’ i Seroga dia fito amby roan-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 11
Cross References
Luke 3:35zanak’ i Seroga, zanak’ i Reo, zanak’ i Palega, zanak’ i Ebera, zanak’ i Sela,
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 11:20