Bokin'ny Genesisy 11:23
Ary ny andro niainan’ i Seroga taorian’ ny niterahany an’ i Nahora dia roan-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Serug lived after he begat Nahor two hundred years, and begat sons and daughters.
In Context
22Ary rehefa telo-polo taona ny andro niainan’ i Seroga, dia niteraka an’ i Nahora izy,
24Ary rehefa sivy amby roa-polo taona ny andro niainan’ i Nahora, dia niteraka an’ i Tera izy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 11