Bokin'ny Genesisy 11:25
Ary ny andro niainan’ i Nahora taorian’ ny niterahany an’ i Tera dia sivy ambin’ ny folo amby zato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Nahor lived after he begat Terah an hundred and nineteen years, and begat sons and daughters.
In Context
24Ary rehefa sivy amby roa-polo taona ny andro niainan’ i Nahora, dia niteraka an’ i Tera izy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 11
Cross References
Genesis 24:4fa any amin’ ny tanin-drazako sy amin’ ny havako no halehanao haka vady ho an’ Isaka zanako.