Bokin'ny Genesisy 13:1
Ary Abrama dia niakatra niala tany Egypta, dia izy sy ny vadiny mbamin’ ny fananany rehetra, ary Lota koa niaraka taminy, ho any amin’ ny tany atsimo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
2Ary Abrama nanana harena be, dia omby aman’ ondry sy volafotsy ary volamena.
Read all of Bokin'ny Genesisy 13
Cross References
Genesis 12:9Ary nifindra Abrama ka nandroso niandalana ho any amin’ ny tany atsimo.
Genesis 21:33Dia namboly hazo tamariska tany Beri-sheba Abrahama ka tao no niantsoany ny anaran’ i Jehovah, dia Andriamanitra Mandrakizay.
Joshua 18:5Ary hizafa azy ho fito toko izy; ny Joda hitoetra any amin’ ny taniny ao atsimo, ary ny taranak’ i Josefa hitoetra any amin’ ny taniny ao avaratra.
2 Samuel 24:7ary tonga tao Tyro, tanàna mimanda, sy tany amin’ ny tanànan’ ny Hivita sy ny Kananita rehetra, ary dia nankany amin’ ny tany atsimo izay an’ ny Joda hatrany Beri-sheba izy.