bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 14 › Bokin'ny Genesisy 14:4
Bokin'ny Genesisy 14:4
Fa efa nanompo an’ i Kedorlaomera roa ambin’ ny folo taona ireo, fa tamin’ ny taona fahatelo ambin’ ny folo kosa dia niodina izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Twelve years they served Chedorlaomer, and in the thirteenth year they rebelled.
In Context
3Ary ireo rehetra ireo dia nanao fotoana ka nivory tao an-dohasahan’ i Sidima (dia ny Ranomasin-tsira izany).
5Ary tamin’ ny taona fahefatra ambin’ ny folo dia tonga Kedorlaomera sy ireo mpanjaka nomba azy ka namely ny Refaïta tany Astarta-karnaima sy ny Zozima tany Hama ary ny Emima tany Save-kiriataima
Read all of Bokin'ny Genesisy 14
Cross References
Genesis 9:25Dia hoy izy: Ho voaozona anie Kanana; Ho tena andevon’ ny rahalahiny izy.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 14:4