Bokin'ny Genesisy 15:11
Ary nidina teo amin’ ny fatin’ ireo ny vorona mpihaza, fa nandroaka azy Abrama.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when the fowls came down upon the carcases, Abram drove them away.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 15
Cross References
Psalms 119:13Ny molotro no nentiko nilaza Ny fitsipika rehetra naloaky ny vavanao.
Ezekiel 17:7Ary nisy voromahery lehibe hafa koa nanana elatra lehibe sady be volo, ary, indro, manina azy izany voaloboka izany ka nampanatona ny fakany hankany aminy sady nampanaroka ny rantsany avy tamin’ ny tany voafaritra nambolena azy mba hankany aminy koa mba holemany.