Bokin'ny Genesisy 15:19
dia ny Kenita sy ny Kenizita sy ny Kadmonita
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The Kenites, and the Kenizzites, and the Kadmonites,
In Context
20ary ny Hetita sy ny Perizita sy ny Refaïta
Read all of Bokin'ny Genesisy 15
Cross References
1 Samuel 15:6Ary hoy Saoly tamin’ ny Kenita: Andeha miala ianareo, ka midìna hiala amin’ ny Amalekita, fandrao miaraka aringako aminy ianareo, fa ianareo nanisy soa ny Zanak’ Isiraely rehetra, fony izy nivoaka avy tany Egypta. Ka dia niala tamin’ ny Amalekita ny Kenita.