The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 16 › Bokin'ny Genesisy 16:15

Bokin'ny Genesisy 16:15

Ary Hagara dia niteraka zazalahy tamin’ i Abrama; ary ny anaran’ ny zanany izay naterany dia nataon’ i Abrama hoe Isimaela.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Hagar bare Abram a son: and Abram called his son’s name, which Hagar bare, Ishmael.

In Context

14Izany no nanaovana ny lavaka fantsakana hoe: Bera-lahai-roy; indro, eo anelanelan’ i Kadesy sy Bareda izany.

16Ary efa enina amby valo-polo taona Abrama, raha Hagara niteraka an’ Isimaela taminy.

Read all of Bokin'ny Genesisy 16

Cross References

Genesis 17:18Ary hoy Abrahama tamin’ Andriamanitra: Enga anie ka Isimaela no ho velona eo anatrehanao!

Genesis 17:25Ary efa telo ambin’ ny folo taona Isimaela zanany, raha noforana izy.

Genesis 25:9Ary nalevin’ Isaka sy Isimaela zanany izy tao amin’ ny zohy ao Makpela, tao amin’ ny sahan’ i Efrona, zanak’ i Zohara Hetita, izay tandrifin’ i Mamre,

Genesis 28:9dia lasa Esao nankany amin’ Isimaela ka naka an’ i Mahalota, zanakavavin’ Isimaela, zanak’ i Abrahama, sady anabavin’ i Nebaiota, ho vadiny, ho fanampin’ ny vady izay nananany.

1 Chronicles 1:28Ny zanakalahin’ i Abrahama dia Isaka sy Isimaela.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 16:15

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 16:14Bokin'ny Genesisy 16Bokin'ny Genesisy 16:16 →