Bokin'ny Genesisy 17:24
Ary efa sivy amby sivi-folo taona Abrahama, raha noforana izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Abraham was ninety years old and nine, when he was circumcised in the flesh of his foreskin.
In Context
25Ary efa telo ambin’ ny folo taona Isimaela zanany, raha noforana izy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 17
Cross References
Genesis 12:4Dia nandeha Abrama araka izay efa nolazain’ i Jehovah taminy, ary Lota koa mba niaraka taminy. Ary efa dimy amby fito-polo taona Abrama, raha niala tao Harana izy.
Genesis 17:17Dia niankohoka Abrahama ary nitsiky, dia nanao anakampo hoe: Hiteraka va aho, izay efa zato taona? ary hiteraka va Saraha, izay efa sivi-folo taona?
Genesis 21:5Ary efa zato taona Abrahama, raha niteraka an’ i Isaka zanany izy.
Romans 4:19Ary satria tsy mba nalemy finoana izy, dia nihevitra ny tenany izay efa hoatra ny maty (fa efa tokony ho zato taona izy) sy ny fahafatesan’ ny kibon’ i Saraha,