Bokin'ny Genesisy 17:26
Androtrizay indrindra no namorana an’ i Abrahama sy Isimaela zanany;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In the selfsame day was Abraham circumcised, and Ishmael his son.
In Context
25Ary efa telo ambin’ ny folo taona Isimaela zanany, raha noforana izy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 17
Cross References
Genesis 12:4Dia nandeha Abrama araka izay efa nolazain’ i Jehovah taminy, ary Lota koa mba niaraka taminy. Ary efa dimy amby fito-polo taona Abrama, raha niala tao Harana izy.
Psalms 119:60Mandeha faingana aho ka tsy mitaredretra, Amin’ ny fitandremana ny didinao.