Bokin'ny Genesisy 18:16
Dia nitsangana ireny lehilahy ireny ka niala teo, dia nitsinjo an’ i Sodoma; ary Abrahama niaraka taminy hanatitra azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
17Ary Jehovah nanao hoe: Hafeniko amin’ i Abrahama va izay hataoko?
Read all of Bokin'ny Genesisy 18
Cross References
Acts 20:38sady nalahelo loatra noho ny nilazany fa tsy hahita ny tavany intsony izy. Dia nanatitra azy teny an-tsambo izy.
Romans 15:24raha mankany Spania; fa manantena hahita anareo amin’ ny alehako aho ka haterinareo ho any, rehefa afakafaka ny alaheloko anareo.