Bokin'ny Genesisy 18:9
Ary hoy izy telo lahy tamin’ i Abrahama: Aiza Saraha vadinao? Ary hoy kosa izy: Indro, ao an-day izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they said unto him, Where is Sarah thy wife? And he said, Behold, in the tent.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 18
Cross References
Genesis 24:67Ary Isaka dia nampandroso an-dRebeka ho ao an-dain’ i Saraha reniny ka nampakatra azy ho vadiny; ary tia azy izy, dia nionona ny alahelony an-dreniny.
Titus 2:5hahonon-tena, ho madio toe-panahy, hiasa ao an-tranony, ho tsara fanahy, hanaiky ny vadiny, mba tsy hitenenana ratsy ny tenin’ Andriamanitra.