bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 19 › Bokin'ny Genesisy 19:10
Bokin'ny Genesisy 19:10
Fa naninjitra ny tànany izy roa lahy, dia nanintona an’ i Lota hankao an-trano ho ao aminy, ka nakatony ny varavarana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But the men put forth their hand, and pulled Lot into the house to them, and shut to the door.
In Context
9Ary hoy izy ireo: Mialà eto ianao. Dia hoy izy ireo indray: Ilehity tonga etỳ hivahiny, kanefa matetika mila hiseho ho mpitsara; ankehitriny dia hanao ratsiratsy kokoa aminao noho ny amin’ ireo lehilahy ireo izahay. Dia nanosika mafy an-dralehilahy izy ireo, dia an’ i Lota, ka nisesika hamaky ny varavarana.
11Dia nampanjambena ny mason’ ny lehilahy izay teo am-baravaran’ ny trano izy hatramin’ ny kely ka hatramin’ ny lehibe; ka dia sasa-poana nitady ny varavarana ireo.
Read all of Bokin'ny Genesisy 19
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 19:10