bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 19 › Bokin'ny Genesisy 19:23
Bokin'ny Genesisy 19:23
Ary ny masoandro efa niposaka tamin’ ny tany, raha tonga tao Zoara Lota.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The sun was risen upon the earth when Lot entered into Zoar.
In Context
22Mandehana faingana, mandosira ho ao; fa tsy mahazo manao na inona na inona aho mandra-pahatonganao ao. Izany no nanaovana ny anaran’ ny tanàna hoe Zoara.
24Ary Jehovah nandatsaka tamin’ i Sodoma sy Gomora solifara sy afo, avy tamin’ i Jehovah tany an-danitra,
Read all of Bokin'ny Genesisy 19
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 19:23