The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 19 › Bokin'ny Genesisy 19:36

Bokin'ny Genesisy 19:36

Dia samy nanan’ anaka tamin-drainao ny zanak’ i Lota roa vavy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Thus were both the daughters of Lot with child by their father.

In Context

35Dia nampisotroiny divay indray ny rainy tamin’ iny alina iny; dia nitsangana ilay zandriny ka nandry taminy; ary izy tsy nahafantatra izay nandriany, na izay nifohazany.

37Dia niteraka zazalahy ny vavimatoa, ka ny anarany nataony hoe Moaba; izy no rain’ ny Moabita mandraka androany.

Read all of Bokin'ny Genesisy 19

Cross References

Leviticus 18:6Aza misy mila izay havany akaiky handry aminy ianareo: Izaho no Jehovah.

1 Samuel 15:33Fa hoy Samoela: Toy ny tsy nampananan’ ny sabatrao zanaka ny vehivavy no tsy hananan’ ny reninao zanaka kosa ao amin’ ny vehivavy. Dia notetitetehin’ i Samoela teo anatrehan’ i Jehovah tao Gilgala Agaga.

Matthew 7:2Fa araka ny fitsarana ataonareo no hitsarana anareo; ary araka ny ohatra ataonareo no hanoharana ho anareo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 19:36

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 19:35Bokin'ny Genesisy 19Bokin'ny Genesisy 19:37 →