Bokin'ny Genesisy 2:15
Ary Jehovah Andriamanitra nitondra an-dralehilahy ka namponina azy tao amin’ ny saha Edena hiasa sy hitandrina azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the LORD God took the man, and put him into the garden of Eden to dress it and to keep it.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 2
Cross References
Genesis 2:2Ary tamin’ ny andro fahafito dia vitan’ Andriamanitra ny asa efa nataony; ary dia nitsahatra tamin’ ny andro fahafito Izy tamin’ ny asany rehetra izay efa nataony.
Job 31:33Raha tàhiny aho mba nanarona ny fahadisoako tahaka an’ i Adama ka nanafina ny heloko tato an-tratrako,
Ephesians 4:28Aoka izay nangalatra tsy hangalatra intsony; fa aleo hikely aina ka hiasa izay tsara amin’ ny tànany, mba hisy homeny izay tsy manana.