bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 20 › Bokin'ny Genesisy 20:10
Bokin'ny Genesisy 20:10
Ary hoy koa Abimeleka tamin’ i Abrahama: Inona no hitanao, no nanao izany zavatra izany ianao?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Abimelech said unto Abraham, What sawest thou, that thou hast done this thing?
In Context
9Ary Abimeleka dia nampaka an’ i Abrahama ka nanao taminy hoe: Inona izao nataonao taminay izao? ary inona izao ratsy nataoko taminao izao no dia nahatonga heloka lehibe tamiko sy tamin’ ny fanjakako ianao? zavatra izay tsy tokony hatao no nataonao tamiko.
11Dia hoy Abrahama: Satria hoy izaho: Tsy misy fahatahorana an’ Andriamanitra tokoa amin’ ity tany ity, ka hovonoin’ ny olona aho noho ny amin’ ny vadiko.
Read all of Bokin'ny Genesisy 20
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 20:10