Bokin'ny Genesisy 22:10
Ary Abrahama naninjitra ny tànany ka nandray ny antsy mba hamonoany ny zanany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Abraham stretched forth his hand, and took the knife to slay his son.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 22
Cross References
Isaiah 53:6Isika rehetra dia samy efa nania tahaka ny ondry, samy efa nivily ho amin’ ny lalantsika avy isika rehetra; ary nataon’ i Jehovah nihatra taminy avokoa ny helotsika rehetra.
James 2:21Tsy nohamarinina tamin’ ny asa va Abrahama razantsika tamin’ ny nanaterany an’ isaka zanany teo ambonin’ ny alitara?