Bokin'ny Genesisy 22:20
Ary rehefa afaka izany, dia nisy nanambara tamin’ i Abrahama hoe: Indro, efa niteraka zazalahy koa Milka tamin’ i Nahora rahalahinao,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
21dia Oza lahimatoany sy Boza lahiaivo ary Kemoela, rain’ i Arama,
Read all of Bokin'ny Genesisy 22
Cross References
Genesis 11:26Ary rehefa fito-polo taona ny andro niainan’ i Tera, dia niteraka an’ i Abrama sy Nahora ary Harana izy:
Genesis 11:29Ary Abrama sy Nahora dia samy naka vady ho azy: ny anaran’ ny vadin’ i Abrama dia Saray; ary ny anaran’ ny vadin’ i Nahora dia Milka, zanakavavin’ i Harana, rain’ i Milka sy rain’ Iska.
Genesis 24:10Ary ilay mpanompo naka rameva folo tamin’ ny ramevan’ ny tompony ka lasa, ary izay zava-tsoa nananan’ ny tompony dia samy nitondrany avokoa; dia nandeha izy ka nankany Mesopotamia ho any an-tanànan’ i Nahora.
Genesis 24:24Ary hoy izy taminy: Zanakavavin’ i Betoela, zanakalahin’ i Milka, izay naterany tamin’ i Nahora, aho.
Proverbs 25:25Rano mangatsiaka amin’ ny fanahy reraka Ny filazana soa avy any an-tany lavitra.