Bokin'ny Genesisy 23:1
Ary ny andro niainan’ i Saraha dia fito amby roa-polo amby zato taona; izany no taona niainan’ i Saraha.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Sarah was an hundred and seven and twenty years old: these were the years of the life of Sarah.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 23