Bokin'ny Genesisy 23:15
Tompokolahy, mihainoa ahy: tany tokony ho lafo sekely volafotsy efa-jato, inona moa izany amintsika roa lahy? fa aleveno ny fatin’ ny vadinao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
14Ary Efrona dia namaly an’ i Abrahama ka nanao taminy hoe:
Read all of Bokin'ny Genesisy 23
Cross References
Exodus 30:13Izao no haloan’ izay rehetra voalamina, dia antsasaky ny sekely avy araka ny sekely masìna (gera roa-polo ny sekely iray), eny, antsasaky ny sekely ho fanatitra ho an’ i Jehovah.
Job 28:1Fa misy tany fihadiana volafotsy, ary misy tany fahazoana volamena, izay diovina.