The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 23 › Bokin'ny Genesisy 23:3

Bokin'ny Genesisy 23:3

Ary Abrahama nitsangana niala avy teo anilan’ ny fatin’ ny vadiny, dia niteny tamin’ ny taranak’ i Heta ka nanao hoe:

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Abraham stood up from before his dead, and spake unto the sons of Heth, saying,

In Context

2Ary Saraha dia maty tao Kiriat-arba (Hebrona izany) tany amin’ ny tany Kanana; dia tonga Abrahama hisaona an’ i Saraha sy hitomany azy.

4Vahiny sy mpivahiny eto aminareo aho; omeo tany fandevenana eto aminareo aho mba handevenako ny fatin’ ny vadiko tsy ho eto anatrehako.

Read all of Bokin'ny Genesisy 23

Cross References

Genesis 23:5Dia namaly an’ i Abrahama ny taranak’ i Heta ka nanao taminy hoe:

Genesis 25:10dia ilay saha izay novinidin’ i Abrahama tamin’ ny taranak’ i Heta; tao no nandevenana an’ i Abrahama sy Saraha vadiny.

Genesis 49:30ao anatin’ ny zohy izay any amin’ ny saha Makpela, izay tandrifin’ i Mamre, any amin’ ny tany Kanana, dia ilay novidin’ i Abrahama mbamin’ ny saha tamin’ i Efrona Hetita ho tany fandevenana.

2 Samuel 23:39Oria Hetita; fito amby telo-polo no isan’ izy rehetra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 23:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 23:2Bokin'ny Genesisy 23Bokin'ny Genesisy 23:4 →